Ho hery ho ahy ny herinao
Ka tsy aiko ho resena
Ho hery ny fitiavanao
Andriamanitro ô! (Ho hery)
Ho hery ho ahy ny teninao
Ka tsy ho vonoina
Ho hery ny sitrakao
Sy ho aro ho ahy rahatrizay Ianao
Tsy hatahotra aho
Fa manodidina ahy ny elatrao
Ny herin’ny fitiavanao
No mitantana ahy hiady izao
Tsy hanahy aho
Fa manoloana ahy ny voninahitrao
Tompo ô! Ho hery ho ahy
Ho hery ho ahy ny herinao
Ry ray